Entry | 1 manabe |
Root | 2 be |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitaiza, mamelona, manao izay hahalehibe ara-tsaina sy ara-panahy: Manantena aho fa tsy ho nanabe zana-baratra akory aho nanabe anareo |
Explanations in English |
5 [1.2] to augment, to increase, to make large, to make many, to make great |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word manabe |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |