|
|
|
|

Entry1  manaboabo
Root  2  aboabo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] manavoavo, manaingainga, manambonimbony: tsy mety ny manaboabo olona mpamita-bahoaka tahaka ireny
midera fatraira, manome voninahitra lehibe, mankalaza izaitsizy: nanaboabo ny filoham-pirenena ny vahoaka
manondrotra, mampakatra, manovona: amin' ny taona ambony izahay no hanaboabo ny tranonay
Explanations in English  5  [1.2] To elevate, to raise higher, to honour, to exalt.
Explanations in French  6  [1.3#1] Vanter, exalter
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21