Entry | 1 manaboroaka |
Root | 2 boroaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandoaka mba hivoaka hatrany ambadika [1.1] |
Explanations in English |
5 to pierce [1.7] |
Explanations in French |
6 percer de part en part [1.8] |
Examples |
7 Indro fa ny itokianao hitehenana dia ilay volotara folaka, i Ejipta, izay manindrona sy manaboroaka ny tanan' izay rehetra mitehina aminy; [2.996#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |