|
|
|
|

Entry1  manadihady
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mamakafaka fatratra hahitana izay fotony: Izahay no nanadihady ilay raharaha -
Explanations in English  4  [1.2] to investigate
5  [1.7] to examine in detail, to look into
Explanations in French  6  [1.3#202, 1.8] S’informer en détail
7  [1.3#202] examiner, approfondir, scruter
8  [1.8] examiner en détail
Examples  9  [2.445#] manadihady ny fizotry ny fitarainany izy ireo.
10  [2.314#] Marina ve fa mampiseho fa adala tokoa raha manadihady ny zavatra mihoatra ny sain' ny tena?
Root  11  hadihady
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Proverbs  16  Proverbs containing the word manadihady

Anagrams  17  hanadidiam, manadihady

Updated on 2025/01/21