Entry | 1 manafatrafatra |
Root | 2 afatrafatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in English |
4 to speak forcibly, to declare earnestly [Provincial]
[1.2] |
Examples |
5 Dia manafatrafatra azy mba hijerijery an-dRamatoa araka izay azony atao, indrindra amin' izao fahoriana mangidy izay mihatra aminy izao. [2.357#] 6 Nony tapitra ny fotoana, sady manala ny akanjo fotsiny sy ny misolo amin' ilay tsotra nentiny ity Silamolahy, no manafatrafatra azy mivady hoe: -"Aza matahotra ianareo" [2.470#] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word manafatrafatra |
Updated on 2023/01/20 |