Entry | 1 manafika |
Root | 2 tafika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon |
Explanations in English |
5 [1.7] to invade or attack with a military force |
Explanations in French |
6 [1.8] faire la guerre, envahir un pays |
Examples |
7 Dia aiza izay hery hoenti-manafika? [2.528#] 8 Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia. [1.437#] |
Vocabulary |
9 Military |
Morphology |
|
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |