Entry | 1 managaboka |
Root | 2 gaboka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manavosa, manavovona, manao antontany, mampifanongoa: Iza no nanagaboka ireto vato kely ireto teto an-tokotany? [1.1] |
Explanations in English |
5 used in Imerina for mangaboka. [1.2] |
Explanations in French |
6 entasser, amonceler [1.3#192] |
Morphology |
|
Other spellings | 11 mangaboka |
Updated on 2023/02/21 |