|
|
|
|

Entry1  manaikena
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] mbola kely, mbola zaza: Mirary manirojoña, fa manaikena ka mitamby ny emamy (mitozo fianarana mbola zaza ka manantena ny fahaizana)

Anagrams  4  anakemany, manaikena

Updated on 2025/01/21