Entry | 1 manaingina |
Root | 2 taingina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mametraka eo ambony: Manaingina entana eo ambony lalimoara izy 5 Manone amboniny (amin' ny fanongonam-barotra) [1.1] |
Explanations in English |
6 to place upon or astride something [1.7] |
Explanations in French |
7 mettre à califourchon sur quelque chose, poser dessus [1.8] |
Examples |
8 Eny, mamehy entana sady mavesatra no sarotra entina izy ka manaingina izany eo amin' ny soroky ny olona [2.996#] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 aminganany, manaingina, namangiany |
Updated on 2023/01/20 |