Entry | 1 manaintaina |
Root | 2 taintaina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Marary mafy toa misy manombotrombotra: Manaintaina izaitsizy ilay vay lahy kely ato amin' ny vozoko ato 5 [1.13] maharary mafy toa misy manombotrombotra |
Explanations in English |
6 [1.7] to throb and burn (of a wound or sore) |
Explanations in French |
7 [1.3] produire des élancements douloureux, comme un clou, un abcès 8 [1.8] faire très mal, être douloureux; produire des élancements douloureux comme une blessure 9 [1.13] douloureux |
Examples |
10 fa kely azom-pahoriana aho, ka any an-doha no manaintaina. [2.69#] 11 Misy nifiko iray manaintaina koa izany, angamba hanin' ny olitra izy izany. [2.4#] |
Vocabulary |
12 Health |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word manaintaina |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |