|
|
|
|

Entry1  manaisotra
Root  2  aisotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in English  4  [1.2]
5  to remove, to clear off [1.7]
Explanations in French  6  enlever, ôter [1.8]
Examples  7  Tsy ho azonay hatao intsony ny manaisotra ato aminay ny fakan 'ny fialonana. [2.356#]
8  Ary raha te-hanaisotra izy, manaisotra raha misy tsy tiany, fa ananany ny tany izany sy mahandriana azy. [2.366#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Compound words 

Anagrams  13  amotsirana, manaisotra, matirosana

Updated on 2023/10/26