|
|
|
|

Entry1  manaitra
Root  2  traitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mamoha amin' ny torimaso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana terỳ aho
Mampitahotra tampoka, mampivadi-po: Nanaitra ahy ny fahitako ilay olona niditra tampoka tao an-trano
Manatabataba tampoka ka mahatonga handositra: Iza no nanaitra ilay vorona nitsindrotsindroka teto
Mahagaga: Manaitra ahy izany vaovao lazainao izany
Explanations in English  5  [1.7] to startle, to excite
Explanations in French  6  [1.8] surprendre; alarmer; éveiller
Examples  7  Ny manofa lamba olona, fa manaitra. [1.437#]
8  manaitra am-boalohany fotsiny fa mora miofo. [2.643#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Titles  13  Ilay endrika nanaitra tao amin' ny métro Odéon (Rapatsalahy Paul)
Proverbs  14  Proverbs containing the word manaitra

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21