Entry | 1 manaivoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fampiasan' ny Betsileo ary mitovy hevitra amin' ny Manamaivoka: Mitoto vary voalohany, izany hoe mahatonga azy ho maivoka afaka ampombo mahery: Mbola manaivoka ny kilon-gampela |
Root | 4 aivoka |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/26 |
![]() |