Entry (1/3) | 1 manajary |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Bara]
manamboatra mamela, mametraka 4 [1.78] [Sihanaka] mamboatra 5 [1.1] manamboatra, manasoa 6 [1.13] manamboatra ny simba mampirina manatsara |
Explanations in English |
7 [1.2] to arrange, to promote. |
Explanations in French |
8 [1.13] réparer ranger aménager |
Root | 9 hajary |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word manajary |
Entry (2/3) | 16 manajary |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Mamitrana fihavanana Manaja: Havana manajary havana |
Root | 19 hajary |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 24 mañajary |
Part of speech | 25 active verb |
Explanations in Malagasy |
26 [1.78] manisy ody, manao ody, manafana amin'ny ody |
Root | 27 hajary |
Anagrams | 28 anjairam, anjariam, mañajary, manajary, manjaira, manjaria |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |