Entry | 1 manakalo |
Root | 2 takalo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manolo: Manakalo fanaka 5 Manolo ho vola madinika: Avy nanakalo roanjato tany amin' ny mpivarotra aho [1.1] |
Explanations in English |
6 to exchange, to barter [1.7] |
Explanations in French |
7 échanger, troquer [1.3, 1.8] |
Examples |
8 Izay mila sira, ohatra, manakalo izany amin'ny tantely na vary. [2.117#] 9 Fanao koa ny manakalo andevo amina lamba soga, toaka, basy sy bala sns. [2.508#] 10 Taloha tsy misy tsena, fa izay nitady ny zavatra tsy ananany dia mitety tanàoa manakalo amin' izay manana. [1.437#] |
Morphology |
|
Other spellings | 15 manatakalo |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word manakalo |
Anagrams | 17 lamokana, malokaña, manakalo, manaloka, manolaka, manôlaka |
Updated on 2023/01/20 |