|
|
|
|

Entry1  manakelika
Root  2  sakelika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Maniry sakelika (na tsiry na solofo): Efa manakelika sahady itỳ voasary itỳ ~ Tsy mbola manakelika ihany ny akondro erỳ am-pantsakana
Explanations in French  5  [1.196] se ramifier, émettre des ramifications
Vocabulary  6  Botany: (in general)
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Compound words 

Updated on 2023/09/25