Entry | 1 manakimpy |
Root | 2 kimpy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony havia izy [1.1] |
Explanations in French |
5 Fermer les yeux [1.3#331] |
Examples |
6 Tsy hitako izay hahafahako, ka sady miady amin' ny hivihivy no manakimpy maso aho no misotro, nisotro kely araka izay azo atao. [2.4#] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 mampianky, manakimpy, mpamikina |
Updated on 2024/02/27 |