Entry | 1 manako |
Root | 2 ako |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manome ako: Manako itỳ trano itỳ izany 5 [1.13] misy tamberim-peo |
Explanations in English |
6 [1.2] imp. and Rel. not used. To reverberate, to resound; to throw back an echo. |
Explanations in French |
7 [1.3] faire écho 8 [1.13] résonner |
Examples |
9 Fanampin' izany, manako aoka izany ilay trano. [2.4#] 10 Ary hoy Ranakombe : " Ihia lahy izao manako maha-may ahy izao! [2.69#] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |