Entry | 1 manakosina |
Root | 2 kosina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandoto: Aza manakosina ny akanjonao amin' ny vovoka Mampiaraka amin' ny olona tsy ampoka, fatritran' olona: Fadio ny manakosina ny zanakao amin' iny olona iny |
Morphology |
|
Anagrams | 9 ankamasino, manakosina, misonanaka, namisanako, namokisana |
Updated on 2023/01/20 |