Entry | 1 manalalaka |
Root | 2 lalaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manabe sakany, velarana: Manalalaka ny araben-dalana Manalehibe, manitatra: Amin' ny herintaona vao manalalaka ny tranonay izahay Manisy elanelana: Manalalaka kokoa ny an-dalan-tsoratra Manaketraka, manalefaka: Vao tonga tao amin' ny fitondrana izy dia nanalalaka ny lalàna no nataony |
Explanations in English |
5 [1.2] is used in Imerina for mandalaka 6 [1.7] to make wide, to make roomy |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] desserrer, élargir, rendre spacieux 8 [1.3] espacer, mettre à l'aise |
Examples |
9 Mihady lavaka izy ka manalalaka izany, dia latsaka ao anatin' ny longoa nataony ihany izy [2.996#] |
Morphology |
|
Updated on 2025/02/02 |
![]() |