Entry | 1 mañalenkaleña |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mitsinjo ny ho avy: Ny ona tsa mañalenkaleña ro tena misotry soasoa (Ny olona tsy mitsinjo ho avy no tena mahantra farahidiny) |
Updated on 2020/07/31 |