Entry | 1 mana-manjò |
Elementary words | 2 manana, manjò |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 maty havana, manan-kavana nody mandry [1.1] |
Examples |
5 Ary dia i Mbelo no nitsapa alahelo ny manamanjo. [2.4#] 6 mana-manjo izy (Il a eu le malheur de predre quequ'un de sa famille) [1.3#874] 7 Dia mankeo amin' ny toerana iray ny manamanjo, dia manatona manao veloma azy eo ny mpandevina, ary misy mametraka teny fohy ho fampiononana azy. [2.347#74] |
Synonyms | 8 tompo-manjo, tompom-pahoriana |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mana-manjò |
Updated on 2023/11/20 |