|
|
|
|

Entry1  manambatambatra
Part of speech  2  active verb
Examples  3  [2.643] Tsy nahita akanjo nanaovana aho raha tsy ny ankizy' sisa teo no nanambatambatra izay fitafiany azony nomena ahy
4  [2.643] Nataonay fahazarana ny nanambatambatra ny vola kelinay, ka tsy nasiana ahy sy azy fa nividianana izay mofo mora sy be andraofana dia niara-namango izany teo ny rehetra
Root  5  tambatambatra
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2024/12/11