|
|
|
|

Entry1  manambony
Root  2  ambony
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manindrahindra, mihevitra ho ambony: Loza Rangahy io raha hanambony tena
Explanations in English  5  [1.2] to make much of one's self or of another.
6  [1.7] to make much of, to consider highly
Explanations in French  7  [1.8] exalter, rendre hommage à
Examples  8  Firifiry moa ny fiteniny manambony ny fananam-panahy ho soa noho ny soa rehetra? [2.296#]
9  Izany rafi-tsaina manambony ny andriana sy manambany ny andevo izany dia mbola mitoetra ankehitriny [2.606#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21