Entry | 1 manam-pahefana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in French |
3 [1.5] autorité, personnage officiel |
Examples |
4 [2.472] Hafahafa izany tantaran' ialahy izany, ka hangataka ora amin' ny manampahefana ambony aho. 5 [2.470] Toa tsy manampahefana amin-janany intsony Ramatoa Rasoa, niatomboka tamin' izay. |
Elementary words | 6 manana, fahefana |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word manam-pahefana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |