|
|
|
|

Entry1  manampatra
Root  2  ampatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mampiasa tsy am-pisalasalana sady feno fanaranam-po: Nanampatra ny herin-tsandriny tamin' ilay zaza kely tsy ampy folo taona akory izy
Manao araka izay tratra, araka izay tiana: Saingy mba efa navelan' ny dokotera hihinana ventin-kanina Rabe ka dia efa nanampatra erý
Mampiseho am-pieboeboana, mirehareha: Nanampatra ny harenany marina izy tamin' ny fanambadian' ny zanany ~ Nanamparany ny fahaizany teo izahay nandritra ny adiny roa
Explanations in English  5  [1.2] to stretch out the limbs.
6  [1.7] to stretch out; to extend
Explanations in French  7  [1.3, 1.8] étendre; allonger
8  [1.3] déployer, montrer: Hanampatra ny hatezerany amin' ny mpanota Andriamanitra (Dieu déployra sa colère contre les pêcheurs)
Examples  9  fa ny adala kosa manampatra ny hadalany. [2.996#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word manampatra

Anagrams  16  manampatra, mpanamatra

Updated on 2023/08/11