Entry | 1 manampò |
Root | 2 fo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mikasa: Nanampo ny hianatra aho ny maraina, kanjo nanavy tampoka ka namonjy fandriana Mihevitra, manantena: Tsy nanampo anao ho afaka mihitsy aho Mieritreritra, manao ho zavatra, miahy: Tsy manampo raharaha velively io Rangahy io |
Explanations in English |
5 [1.2] to have in one's mind, to expect, to intend, to purpose. 6 [1.7] to expect |
Explanations in French |
7 [1.8] prévoir, s'attendre à |
Examples |
8 Koa samia manampo ady tsara, sao manan-kevitra hafa ka manantena hihodividivitra. [2.588#] 9 Tsy mba manampo ny hahazo sitraka na torolalana izy ireny fa dia mitozo befahatany. [2.895#] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word manampò |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |