Entry | manañandro | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Tsara vintana: Ly manañandre ny kilonga ko tsa mba mañatoña ombiasa koa ny ray amin-drene (Raha tsara vintana ny zaza dia tsy mba manantona mpanandro intsony ny ray aman-dreny) [1.78] | |
Anagrams | manañandro, manandrona, manondrana |
Updated on 2020/07/31 |