Entry | 1 manandrana |
Root | 2 andrana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitsapa mialoha: Andeha hanandrana ilay angadinomby vao novidiko aho rahampitso Mihinana kely amin-javatra iray hahalalana ny tsirony: Manandrama amin' ity paiso itý ianao fa hankasitraka aoka izany |
Explanations in English |
5 [1.2] to taste, to try, to prove, to commence. |
Explanations in French |
6 [1.3] essayer, goûter |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word manandrana |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |