Entry | 1 manandratra |
Root | 2 sandratra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manainga ho ambony: Manandra-tanana Mampanehoeho, manome laza: Izay manandra-tena dia haetry |
Explanations in English |
5 [1.7] to lift up : to promote to a higher position or dignity |
Explanations in French |
6 [1.8] soulever; promouvoir en grade ou dignité |
Examples |
7 Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [2.470] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |