Entry (1/3) | 1 mananga |
Root | 2 anga |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miseho ho kanosa [1.1] |
Explanations in French |
5 se montrer lâche [1.3] |
Examples |
6 Ianao lehilahy matanjaka manana ny hery enti-mananga [2.445#] |
Vocabulary |
7 Emotions |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 12 mananga |
Root | 13 anga |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 Mandeha ran' orona [1.1] |
Explanations in French |
16 saigner du nez [1.3] |
Vocabulary |
17 Health |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 21 mananga |
Part of speech | 22 active verb |
Explanations in Malagasy |
23 mivoaka ny faritanim-poko Antaisaka mba hitady vola sy omby [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 24 amangan, anganam, mananga, mangana, namanga |
Updated on 2023/10/20 |