|
|
|
|

Entry1  mananihany
Root  2  hanihany
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mamazivazy tsy am-panajana, manaraby: Loza raha hananihany ny mpandalo ireo ankizy ireo [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  haminanian, haniminana, mananihany, namihinana, nanimahany, niananiham, nihaminana

Updated on 2023/01/05