|
|
|
|

Entry1  manan-kambo
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mitandro ny haja ananana sy ny voninahitra; tsy manaiky hivarilavo na hanao izay tsy mendrika hanimba ny hajan' ny tena
Examples  4  [2.643#] Mba lehilahy tsy manankambo koa ity zanakareo.
Elementary words  5  manana, hambo

Updated on 2024/12/07