|
|
|
|

Entry1  mananky
Root  2  anky
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.10#A309] mandrefy zavatra amin' ny ankibentanana
5  [1.1#589] Mandrefy amin' ny anky: Ny felatanana sy ny rantsan-tanana no nentina nananky
Examples  6  Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21