Entry | 1 manapararatra |
Root | 2 pararatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manidina rano (toy ny amin' ny alalan' ny fantsona); manidina voan-javatra (toy ny avy ao anaty lasaka misy loaka) [1.1] |
Explanations in French |
5 Faire couler de l’eau, confiné par des gouttières, par des trous, laisser tomber des grains par les trous d'un sac [1.3#478] |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/20 |