|
|
|
|

Entry (1/2)1  manapika
Root  2  pika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan' ny famantaranandro
Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin' ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo ~ Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy?
Explanations in English  5  [1.7] to shut or fold; to turn off
Explanations in French  6  [1.3] (peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol
7  [1.8] plier, fermer (parapluie); déclencher (appareil photo); éteindre la lumière etc
Examples  8  hitany fa haraina eo ihany ny andro raha hotapahina moramora tsirairay toy izany ireo vakivakim-palafa ireo, dia noheveriny fa ho azo atao ny manapika azy moramora rahefa nodidina kelikely tamin' ny antsy. [2.357#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Other spellings  13  mamika

Entry (2/2)14  manapika
Root  15  pika
Part of speech  16  active verb
Explanations in English  17  [1.2] [Provincial] to remove a calf from its mother
Vocabulary  18  Zoology: (in general)
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :

Anagrams  23  ampakany, manapika, manipaka, mipanaka, mpanaika, mpianaka

Updated on 2022/09/08