Entry (1/2) | 1 manapitra |
Root | 2 tapitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mamita: Hanapitra itý asa ity aho vao handeha Mandany: Hanapitra na herinandro aho vao hiainga (Vola) mandoa hatramin' ny farany: Hanapitra ny volako, hono, izy rahampitso ka ho hitantsika |
Explanations in English |
5 [1.7] to finish, to bring to an end |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] achever 7 [1.3] compléter 8 [1.8] épuiser; terminer |
Examples |
9 Horakoraka indray no manapitra izay. [2.499] 10 Tsia, hoy ireo, tsy maintsy ianao no manapitra ny ainy fa raha tsy izany dia harary ianao na ho faty. [2.643] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 manapitra |
Root | 16 tapitra |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in French |
18 [1.3] salir |
Anagrams | 19 mañapatry, manapitra, mpanaitra, mpianatra, mpiatrana, naampatry, niampatra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |