Entry | 1 manapoaka |
Root | 2 poaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampirefotra: Manapoaka tafondro 5 Mampiseho ampahibemaso, mamaky: Manapoaka vaovao lehibe [1.1] |
Explanations in English |
6 to set off an explosion; to fire a gun [1.7] |
Explanations in French |
7 faire exploser; décharger un fusil [1.8] |
Examples |
8 Tsy hainay akory ny manapoaka basy, Kapiteny. [2.643#] 9 Mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy [2.472] 10 Na manapoaka aza ireo, mitsefotra fotsiny ny basy ary tonga rano ny bala. [2.588#] |
Morphology |
|
Anagrams | 15 ampakanao, manapoaka |
Updated on 2023/01/20 |