|
|
|
|

Entry1  manaraby
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Maneso; mamazivazy
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to jeer at, to ridicule.
Explanations in French  5  [1.8] railler; ridiculiser
Examples  6  [2.996] Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa
7  [2.4#] Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy.
Root  8  haraby
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13  ambarany, anabiram, anambary, baramina, iambaran, manabira, maƱabira, manaraby, mibaraƱa, niambara

Updated on 2025/04/24