Entry | 1 manararo |
Root | 2 hararo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitana, manampontsampona, manao izay hahatratra aoriana: Aza manararo ny zanako amin' ny kilalao ialahy isany sao diso fidirana any am-pianarana izy Milalao, manadala: Nanararo ny mpandalo tamin' ny hatsikany teo i Rainimbahy |
Explanations in English |
5 [1.2] to put an obstacle or difficulty in the way, to discourage, to dishearten. (prov. ?) |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |