|
|
|
|

Entry1  manasabodika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mampifangaro na mampifandiso ny teny na ny zavatra atao, manasaritaka, manodinkodina amin' ny teny na fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina
Root  4  sabodika
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11