Entry (1/2) | 1 manasaka |
Root | 2 sasaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mizara roa mitovy tsara: Tsy haiko ny manasaka ity voatavo ity 5 Eo am-povoany tsara: Manasaka tsara ny tanàna ny tsena [1.1] |
Explanations in French |
6 partager en deux parties égales; être au milieu d'un objet, comme un point. Tsy mahay manasaka mananasy ity ilay adala ity: cet imbécile ne sait pas partager un ananas en deux parties égales. Manasaka tsara ny latabatra io fitsipika io: cette ligne est juste au milieu de la table [1.3] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 mañasaka |
Root | 12 asaha |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 manompa [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrams | 15 mañasaka, manasaka, nasamaka |
Updated on 2023/01/20 |