Entry | 1 manasavorovoro |
Root | 2 savorovoro |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto, manasafotofoto: Manasavorovoro kofehy [1.1] |
Explanations in English |
5 to entangle, to put in disorder [1.7] |
Explanations in French |
6 embrouiller, mettre en désordre [1.8] |
Examples |
7 Ny hafetsen-dratsin'ny mpanao politika' dia ny fahaizany manasavorovoro ao an-tsain'ny vahoaka ireo karazan-javatra roa mahazo miova sy tsy mahazo miova ireo : Izahay no tanindrazana! [2.503#] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 manavorovoro |
Updated on 2023/01/20 |