Entry | 1 manatsefotra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manapoaka vanja amin' ny olona, mande fa rivotra na rano avy ao anaty zavatra ka mipoaka ny fivoahan' izany rivotra na rano izany |
Explanations in French |
4 [1.3#757] faire éclater de la poudre, faire sortir avec bruit le vent qui remplit une vessie |
Root | 5 tsefotra |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |