Entry (1/2) | 1 manatsika |
Root | 2 hatsika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
manofa tanana 5 [1.1] Miantso amin' ny fihetsiky ny loha na tanana; manofa: Nanatsika tanana an-janany Rabe Mamahana, mamaika basy |
Explanations in English |
6 [1.2] to beckon, to point to a person witht he intention of calling him aside to pull back the trigger of a gun. 7 [1.7] to beckon with the hand (palm down) |
Explanations in French |
8 [1.8] appeler par un signe de la main (paume en dessous) |
Examples |
9 Andeha isika, ka aza miteny amiko, na manatsika ahy. [1.406#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 manatsika |
Root | 15 tsika |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Manatantavana Mampanorika (rano) tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanalana ny faikany Manamaina |
Explanations in French |
18 [1.3] filtrer, faire couler petit à petit à travers quelque chose de manière à séparer la lie, faire sécher |
Morphology |
|
Anagrams | 23 antsakaim, mañakatsy, manatsika, manitsaka, namitsaka, nitsamaka |
Updated on 2023/01/20 |