Entry | manatsizarizary (tsizarizary (zary)) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manao tsinontsinona, maneso: Aza manatsizarizary ny ray aman-dreninao toy io re lanao Manivaiva: Mandehana fa manatsizarizary foana ny varotray ianareo izany [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Vilipender: Manatsizarizary olona (Vilipender quelqu'un) [1.4] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/04/01 |