Entry | 1 manatsoaka |
Root | 2 tsoaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manongotra: Manatsoaka fantsika ny mpandrafitra 5 Manala, manesotra: Manatsoaka ny akanjony ny mpilalao fa mafana loatra ny andro [1.1] |
Explanations in French |
6 arracher, déboîter, extraire, abroger, se dédire de [1.3] 7 déduire, retirer [1.13] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 manatsoaka, natsamakao |
Updated on 2023/01/20 |