Entry | manavatsava (tsavatsava) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy mandeha amin' ny tena lalana famanapatapaka manao hitsin-dalana hatraiza hatraiza; mandeha amin' ny toerana tsy misy sori-dalana masaka: Efa maika izahay ka nanavatsava eran' ny tampon-tanety [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |