|
|
|
|

Entry1  manavina
Root  2  avina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanavin-draharaha' any ambonivohitra izy
Explanations in English  5  [1.2] to go to inquire into; to renew an enquiry or search; to call on for the purpose of an enquiry.
Examples  6  Tonga manavina any aminy matetika Rajohnson, ka manontany izay fara-heviny, nefa tsy hita hantenaina, tsy Iasa hafoy, fa andrasan-dava izao. [2.285#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21