Entry | 1 manavokavoka |
Root | 2 havokavoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikapoka mafy, mikapoka mandrivorivo [1.1] |
Explanations in English |
5 to flog, to beat, to bang, to pommel. [1.2] |
Explanations in French |
6 battre, frapper, rosser [1.3] |
Morphology |
|
Analogs | 11 mametsapetsaka, manontatonta, mandarodaroka, mandabodaboka, mamangovango, manjezika, manao vely kitay, manao vely kary, manao kapo-tandrimo, mikapoka tsy mitondra roa |
Updated on 2023/01/20 |